|
|
|
|

Entrée1  fankahala
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ny olona na ny zavatra ankahalaina: Ny ratsy no fankahala, fa tsy ny tsara
Fomba tsy itiavana: Mandositrany ratsy no fankahala azy tsara indrindra
Exemples  4  [2.499#] ireto hianareo mianakavy, hoy Rabery, milafika mitsabo izay tokony ho fahavalo sy fankahala indrindra eto ambonin' ny tany!
Radical  5  hala

Mis à jour le 2024/12/11