Entrée | 1 fankaherezana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany |
Explications en français |
4 [1.3#238] action de fortifier |
Exemples |
5 [2.117#3] Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola. |
Radical | 6 hery |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |