Entrée (1/2) | 1 fanofanana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.13] famolavolana 4 [1.1] Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy Famolavolana mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny mba hanarahany ny toetr' andro: Tokony hanaroka fanofanana isantaona ny mpampianatra |
Explications en français |
5 [1.13] formation |
Exemples |
6 [1.320] Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. 7 [4.27#2013/09/25] Hataonao ahoana ny mpampianatra FRAM izay iaraha-mahalala ny tsy fahampian' ny fanofanana azy? 8 [2.356#186] Faman-gian-tsekoly sy fanofanana mpampianatra sy mpitaiza kilasimandry teto an-toerana no niandraiketako. |
Radical | 9 ofana |
Titres |
Entrée (2/2) | 11 fanofanana |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en français |
13 [1.19] [Tankarana]
talisman contre la foudre, comme fandemy. |
Mis à jour le 2024/12/09 |
![]() |