|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanoloana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao?
Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba
Explications en français  4  [1.3#623] L’action de remplacer, de compenser, ce qui remplace, la cause
5  [1.13] substitution
Exemples  6  [2.472#95] Tsy nisy intsony rahateo koa moa ny famboarana fesana sy ny fanoloana lohan-dalitra.
7  [4.27#2003/04/11] Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.
Radical  8  solo

Entrée (2/2)9  fanoloana
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  [1.1] Izay olona eo anoloana
Radical  12  oloana

Anagrammes  13  fanalonao, fanoloana, nafalonao, nalofanao

Mis à jour le 2025/01/21