Entrée | 1 fanomanana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanaovana vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray |
Explications en français |
4 [1.3#461] l'action de préparer 5 [1.13] préparation |
Exemples |
6 [4.27#] Ny tena maika indrindra dia ny fanomanana ny fifidianana. 7 [2.356#] Ny fanomanana io fanadinana io anefa dia sady ilana fotoana no ilana vola. 8 [2.445#] Tsy kabary fe kabary anefa izany fa lahateny nilana fanomanana lalina sy naharitra. |
Radical | 9 omana |
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 fanomanana, nanafoanam |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |