Entrée (1/3) | 1 fanorana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy) |
Radical | 4 orana |
Entrée (2/3) | 5 fanorana |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 [1.1] Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko |
Radical | 8 otra |
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 10 fanorana |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.1] Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny |
Radical | 13 torana |
Anagrammes | 14 anaforan, fanarona, fanorana, nanafora, nofarana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |