|
|
|
|

Entrée1  farafaraina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] asiana fepetra mazava tsara mba tsy hisy fifanolanana any aoriana: Aoka hofarafaraina tsara na fanekentaika alohan' ny hanaovana sonia
Radical  4  farafara
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  farafarana

Anagrammes  10  farafaraina, farafaranay

Mis à jour le 2025/01/21