|
|
|
|

Entrée1  felatanana mila zara
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza ny olona miseho ho miasa erỳ rehefa misy mahita toy ny ankizy kamo na ny olona mitady sitraka
Tondro mila zara
Mots élémentaires  4  felatanana, mila, zara

Mis à jour le 2024/12/07