Entrée | 1 fiaran-dalamby |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazana fiara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-by roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalamby; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina |
Exemples |
4 [2.470#] Ny fiantontatontan' ny fiarandalamby no toa! 5 [2.356#] Asa lahy, na halemem-panahiny, na fitiavany hamalifaly ireto tily pariziana mizaha tany, fa toa izay tian-dry zalahy tily no narahiny fa tsy ny famantaranandrony isaky ny miainga eo amin' ny gara ny fiarandalamby. |
Vocabulaire |
6 Tourisme |
Mots élémentaires | 7 fiara, lalamby |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |