Entrée | 1 fidodododoana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro: Misaotra indrindra amin' ny fidodododoanareo mamangy anay amin' izao fahoriana izao |
Explications en français |
4 [1.3#111] L’action de s'empresser, de se hâter, d'accourir, d’avoir recours à, celui auquel on a recours |
Exemples |
5 [2.313#] hita mifangaro eto ny mariky ny alahelo lehibe, toy ny fahatankinana, ny fiahiana izay momba ny ara-nofo ary ny fidodododoana eo akaikin' ilay Mpandahatra ambony indrindra. |
Radical | 6 dodododo |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |