|
|
|
|

Entrée1  fieboana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fireharehana: Ny harena no anton' ny fieboany
Exemples  4  [2.996#] fa mifetsy ny fananan' ny mpitondratena amin' ny fivavahana lavareny ataony mba ho fieboana fotsiny, ka hohelohina mafimafy kokoa izy.
Radical  5  ebo

Mis à jour le 2024/12/11