|
|
|
|

Entrée1  fihomehy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomban' ny olona rehefa mihomehy: Mahatsikaiky ny fihomehin-dRangahy io fa mihovotrovotra ny tenany manontolo
Exemples  4  [2.996#] Tonga fandatsan' ny mpifanakaiky aminay izahay, sady fihomehy amam-paneson' ny manodidina anay.
Radical  5  homehy

Mis à jour le 2024/12/11