Entrée | 1 filasiana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fitobiana, fandriana an-tsaha: Naharitra herinanadro ny filasian' ny miaramila tao Ananona Fivahiniana miaraka maro any aman' olona: Nahasorena an-dRabe ny filasian-dry Rakoto tao aminy tamin' ny farany |
Radical | 4 lasy |
Anagrammes | 5 filasiana, fisaliana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |