Entrée | 1 filaza |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] fomba entina milaza azo lazaina |
Explications en français |
4 [1.3#394] ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire) |
Exemples |
5 [2.117] Hatao ahoana no filaza io any an-trano? 6 [2.285] Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; 7 [2.245] Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. 8 [1.4] filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) |
Radical | 9 laza |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot |
Citations | 16 Textes citant |
Anagrammes | 17 falazy, filaza |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |