Entrée | 1 fisabaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba entina misabaka namampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mampihomehy ny fisabakan' io zaza io rehefa mandeha Toetran' ny zavatra misabaka: Tsy ampy ny fisabakan' ny lafiny roa amin' itỳ telolafy itỳ |
Radical | 4 sabaka |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |