|
|
|
|

Entrée1  fisahiranana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria vidin' ny sakafo narosonareo akory iny vola kely iny fa setrin' ny fisahirananareo
Radical  4  sahirana

Mis à jour le 2024/12/11