|
|
|
|

Entrée1  fisaina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina misaina, mihevitra: Ny fisainako tsy fisainanareo
Explications en français  4  [1.3#560] manière de penser, de réfléchir
Exemples  5  [2.503#] Fanagasiana ny fomba fisaina sy ny maha-olona.
6  [2.606#] Ny tanàn-dehibe koa no tena mpanabe mivantana amin'ny fomba fiaina sy fomba fisaina vaovao.
7  [1.369#] Tsy mba nahazo io anjara lova io kosa ny mpiasa mafy ady, tsy manana fiteny na fisaina momba izany izy.
Radical  8  saina
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot fisaina

Anagrammes  10  anifisa, asafiny, fanisia, fisaina, fisiana, nisafay, safinay

Mis à jour le 2025/01/21