|
|
|
|

Entrée1  fisalasalana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao
Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka
Explications en anglais  4  [1.7] doubt, hesitation
Explications en français  5  [1.8] doute; hésitation
Exemples  6  [2.296] Etsy aoriana no hamaranantsika ireo fisalasalana rehetra ireo.
7  [2.606] Toa maneho sahady ny fisalasalana amin'ny faha-marinan'ilay hambara : "Teo.
8  [2.470] Nisy tsirim-panantenana tao amin-dRasoa ka foana ho azy ny fisalasalana rehetra.
Radical  9  salasala
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11