Entrée | 1 fisavàna |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fampihatahana na fanesorana ny zavatra manodidina: Ny fisavana ny ahitra no nahitana ilay vola very Fikarohana, fitadiavana zavatra eny amin' ny tenan' ny olona iray na ao an-tranony: Naharitra adiny iray ny fisavana ireo nahina ho mpangalatra Fanalana izay zavatra manelingelina: Vao fisavana ranonando fotsiny izao Fialana, fisindana: Fisavan' ny zavona indrindra tamin' izay Fihenana, fialana: Fisavan' ny aretina izao, hoy ny dokotera, fa aza matahotra |
Radical | 4 sava |
Citations | 5 Textes citant |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |