|
|
|
|

Entrée1  fisehoana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany
Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy
Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny
Explications en français  4  [1.3#595] L’action d’apparaître, l’apparition, le lieu, la cause
5  [1.13] apparition
Exemples  6  [2.436#] Ny iantsoana izay vola izay koa dia "fisehoana"
7  [1.381#] Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony.
Radical  8  seho
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11