|
|
|
|

Entrée1  fisiviana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fizarana ho tokony sivy: Tsy neken'izy valo mianadahy ny fisiviana ny lova satria, hono, efa maty ny fahasivy aminy izay tsy niteraka.
Explications en français  4  [1.3] le partage en neuf parties
Radical  5  sivy

Mis à jour le 2024/12/11