|
|
|
|

Entrée1  fisomedika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran'ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin'ny rano: Jereo ny fisomidik'itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin'io sao dia marary kibo.
Radical  4  somedika

Mis à jour le 2024/12/11