Entrée | 1 fisomidika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin' ny rano: Jereo ny fisomidik' itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin' io sao dia marary kibo |
Radical | 4 somidika |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |