|
|
|
|

Entrée1  fisononohana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra: Ny fisononokan'ny na fisononohan'ny lakana.
Fizoran'ny fiainana na ny raharaha milamina tsara: Ny fisononohan'ny fiainana no anisan'ny fahasambarana eto an-tany.
Radical  4  sononoka
Synonymes  5  fisononoka

Mis à jour le 2024/12/11