|
|
|
|

Entrée1  fisononoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran'ny zavatra misononoka, mandeha moramora tsy misy miantsambotsambotra, mizotra milamina tsara.
Radical  4  sononoka
Synonymes  5  fisononohana

Anagrammes  6  fisononoka, nifonosako, nosofinako

Mis à jour le 2025/01/21