|
|
|
|

Entrée1  fisorohana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony: Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity.
Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao.
Radical  4  soroka

Anagrammes  5  fihosorana, fisorohana, hosaforany

Mis à jour le 2025/01/21