|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitadidy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina mitadidy na mahatsiaro: Asiana vono kely ny lambany: izany no fitadidin'ny Ntaolo ny hafatra izay natahorany sao hadino.
Explications en français  4  [1.3#640] manière de se souvenir
Exemples  5  [2.895#31] Aza fady, ry Ketaka, hoy izy fa misy olona tsy misy hafa tare hy aminao izao indriridra tamin' ny andron' ny nahatanora ahy, ka mba iza moa no anaranao hataoko fitadidy.
Radical  6  tadidy

Entrée (2/2)7  fitadidy
Partie du discours  8  adjectif
Explications en malgache  9  [1.1] Tsara hotadidina: Vanin'andro fitadidy ny andro androany ka soraty ao amin'ny diary.
Radical  10  tadidy

Mis à jour le 2024/12/11