|
|
|
|

Entrée1  fitafitafy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran'ny varavarana nitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany ny resakareo, na dia tsy nihevitra ny hihaino aza aho, noho ny fitafitafin'ny varavarana.
Radical  4  tafitafy

Mis à jour le 2024/12/11