|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitafy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin'ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika.
Explications en français  4  [1.3] état de celui qui est vêtu
manière de se vêtir
Exemples  5  [2.470] ny vahiny amin' Iarivo ihany no tsy ampy fitafy toy izany.
6  [2.356] ny sasany nividy lamba soga hatao fitafy na nanapaka hatao akanjo.
7  [2.245] Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy.
Radical  8  tafy
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :

Entrée (2/2)11  fitafy
Partie du discours  12  adjectif
Explications en malgache  13  [1.1] Azo tafina: Tsy mba fitafy itony lamba itony, ry Bozy a!
Exemples  14  [2.245] Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy.

Anagrammes  15  fatify, fitafy

Mis à jour le 2025/01/21