|
|
|
|

Entrée1  fitaizana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza.
4  [1.13] asa fanabeazana
Explications en anglais  5  [1.7] the act of nursing or caring for
Explications en français  6  [1.8] action de nourrir, de soigner
7  [1.13] éducation
Exemples  8  [2.356#] ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy?
9  [2.470#] na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy.
Vocabulaire  10  Santé
Radical  11  taiza
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11