|
|
|
|

Entrée1  fitakokoana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fipetrahana tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Izany fitakokoan' ny ankizy eo amorom-patana rehefa mamindro!
Fipetrahana manjonitra na toa manjoretra: Tamin' ny famangiana manjo fahiny, tsy nisy tsy mampalahelo, na ny fitakokoan' ny fianakaviana, na ny fitserana amana tomany manerana ny trano
Radical  4  takoko

Mis à jour le 2024/12/11