Entrée | 1 fitangitrihana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Filentehana ao anaty...: Ny fitangitrihan' ny lefona ao anaty tany Fiboiboihana, fifantsitsirana: Zava-mahagaga ny fitangitrihan' ny solitany avy any anaty tany |
Radical | 4 tangitrika |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |