|
|
|
|

Entrée1  fitango
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala.
Azo tangosana.
Radical  4  tango

Anagrammes  5  fangito, fitango, fongati, fongaty

Mis à jour le 2025/01/21