|
|
|
|

Entrée1  fitaninana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fipetrahana mitodika amin'ny afo na ny masoandro mba hahazo hafanana: Anisan'ny zavatra ankafizin'ny antitra ny fitaninana andro.
Radical  4  tanina

Anagrammes  5  fitaninana, nifantanay

Mis à jour le 2025/01/21