Entrée | 1 fitifirana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Famelezana amin' ny basy, tafondro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran' ny fahavalo Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran' ireo mpialona ahy fa tsy ahoako |
Radical | 4 tifitra |
Anagrammes | 5 afitrafiny, firafi-tany, fitifirana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |