|
|
|
|

Entrée1  fitokanan-trano
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fipetrahan' ny mpivady vao ao amin' ny trano anankiray, tsy mikambana amin' ny ray aman-dreniny
Exemples  4  [2.649#] Toa tsy mbola nisy fahavorian' olona marobe tahaka izany, na tamin' ny fitokanantrano, na tamin' ny lohavolana, na tamin' ny Isan' Enim-Bolana
Mots élémentaires  5  fitokanana, trano

Mis à jour le 2024/12/07