|
|
|
|

Entrée1  fitsimbinana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty
Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao
Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy itỳ ho fitsimbinana ny mahantra
Radical  4  tsimbina

Mis à jour le 2024/12/11