|
|
|
|

Entrée1  fivangongoana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitangoronana, fitobiana miavoavo amin' ny toerana iray: Fivangongoam-bato eo amin' ny toerana fanaovana trano
4  [1.13] fitobian'ny akora ao an-kibon'ny tany
Explications en français  5  [1.13] gisement
Radical  6  vangongo
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11