|
|
|
|

Entrée1  fivatravatrana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Faherezampiavy: Tsy anerany izany fivatravatran' ny orana izany / Tsy am-pivatrovatrona akory no angatahan-jaoatra fa amin-kamorano
Radical  4  vatravatra
Synonymes  5  fivatravatra

Mis à jour le 2024/12/11