|
|
|
|

Entrée1  fivatsiana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitondrana vatsy na sakefo entina hivahiny: Ny fivatsiana no zavatra voalohany atao roba misy dia kasaina
Fitondrana, firongoana: Inona no hevitr' izao fivatsiana fiadiana izao
Radical  4  vatsy

Mis à jour le 2024/12/11