|
|
|
|

Entrée1  fivesarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran' ny olona mitondra zavatra be lanja: Tsy afa-mihazakazaka aho noho ny fivesaran' ny entana ao an-damosiko
Explications en anglais  4  [1.7] a state of being heavily laden
Explications en français  5  [1.8] état de celui qui est chargé
Radical  6  vesatra

Mis à jour le 2024/12/11