|
|
|
|

Entrée1  fivoadiana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina
Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy: Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony
Radical  4  voady

Mis à jour le 2024/12/11