|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fivoasana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..)
Explications en français  4  [1.3#846] l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif
5  [1.196] action d'éplucher, d'enlever l'écorce
Radical  6  vofy
Synonymes  7  famoasana

Entrée (2/2)8  fivoasana
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Fanazavana: Fivoasana tanin' ny Soratra Masina
Fitsikerana: Fivoasana lahatsoratra
Explications en français  11  [1.3#846] l'action d'expliquer, le moyen, le mofif
Exemples  12  [2.270#69] Nofaranan' ny misionera ny fivoasana tamin' ny teny hoe: -Mpiady tsy nahalala tahotra i Davida!
13  [2.643#123] Iny takariva iny dia nitangorona teo amoron' ny afon-dasy lehibe ny vatan-dehilahy rehetra ary nanao fanitaran-tsaina tamin' ny fivoasana ohabolana sy tantara madinidinika samy niainany avy.
Radical  14  vofy
Synonymes  15  famoasana

Anagrammes  16  fiavosana, fisavoana, fivoasana, voafisana

Mis à jour le 2025/01/21