Entrée (1/2) | 1 hadimiana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana |
Explications en anglais |
4 [1.2] five days |
Explications en français |
5 [1.3] cinq jours |
Exemples |
6 [2.649#34] Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga 7 [2.470#38] Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. |
Vocabulaire |
8 Temps |
Radical | 9 dimy |
Entrée (2/2) | 10 hadimiana |
Partie du discours | 11 adjectif |
Explications en malgache |
12 [1.1] Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada |
Radical | 13 dimy |
Anagrammes | 14 amadihany, amiandahy, hadimiana, hanadimia, mianadahy |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |