|
|
|
|

Entrée (1/3)1  hadio
Partie du discours  2  forme morphologique de madio
Exemples  3  [2.366#185] fanasàna azy hadio tsara
4  [2.424#75] Ny tena zava-dehibe indrindra dia ny fitandremana azy hadio
Radical  5  dio

Entrée (2/3)6  hadio
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.1] Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany
Radical  9  dio
Synonymes  10  hadiovana, fahadiovana

Entrée (3/3)11  hadio
Partie du discours  12  impératif du verbe passif hadina [Liste complète]
Exemples  13  [2.649#91] Indimy na inenina izy no nanao hoe : " hadio, fa ato, " nefa tsy nisy na inona na inona nony nohadina
Radical  14  hady

Anagrammes  15  ahodi, ahôdy, hadio, haodi, haody, hiado, hodia

Mis à jour le 2025/01/21