Entrée (1/2) | 1 hahazana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en anglais |
3 [1.2] [Provincial]
to be dried by exposure to the sun |
Radical | 4 hahy |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot |
Entrée (2/2) | 12 hahazana |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 [1.1] Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin' ny hainandro: Vato tsindry hahazana (ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra) |
Explications en anglais |
15 [1.2] the things exposed to the sun or air. 16 [1.7] things put out in the sun to dry |
Explications en français |
17 [1.3#205] le séchoir 18 [1.8] ce qu'on met à sécher au soleil |
Exemples |
19 [2.587#] Raha tonga' tany Tsiazompaniry anefa dia sendra ny ora-tampoka nandena ny hahazana, nanaovan' olona am-bilana sy be noho vitsy, namelarana tadivavarana ary nanaovana fandri-totofana sy longoa mitoto-bozaka ka latsaka tao am-bavan' ny mamba; |
Radical | 20 hahy |
Anagrammes | 21 hahazana, hanahaza |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |