Entrée | 1 hahelika |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Hatreo amin' ny helika ny halaliny: Mitandrema sao lasan' ny riana fa hahelika ny rano |
Explications en anglais |
4 [1.2] Up to the armpits |
Explications en français |
5 [1.3] Jusqu'aux aiselles 6 [2.415] Il y a de l' eau jusqu' aux aisselles |
Exemples |
7 [2.69] fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika. |
Vocabulaire |
8 Espace |
Mots élémentaires | 9 hatra, helika |
Anagrammes | 10 hahelika, hihelaka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |