|
|
|
|

Entrée1  hajambaina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Atao izay hahajamba, potsiri-maso mba tsy hahita: Nohajambain' ny habokana izy
Voatampina ny mason' eritreritra: Nohajambain' ny vola Rangahy io ka ny zanany avy no namidiny
Explications en anglais  4  [1.7] to be blinded; to be dazzled
Explications en français  5  [1.8] qu'on aveugle, qui est ébloui
Radical  6  jamba
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  hajambaina, hajambanay

Mis à jour le 2025/01/21