|
|
|
|

Entrée1  hakantoana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Hatsaran-tarehy fatratra, be renty
Explications en français  4  [1.3] l'habileté, la perfection d'une chose
Exemples  5  [2.996] ka noho izany nampitomboin'ny Tompo fatratra ny hatsaran-tarehiny ka tonga namirapiratra teo imason'ny olona rehetra, tamin'ny hakantoana tsy azo tahafina.
Radical  6  kanto

Anagrammes  7  hakantoana, hanakatona, hanakotana, nanatahako

Mis à jour le 2025/01/21