Entrée | 1 hamalina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny hamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy |
Radical | 4 malina |
Synonymes | 5 fahamalina |
Anagrammes | 6 anilaham, halamain, halamany, halamina, halimana, hamalany, hamalian, hamalina, ihalanam, ilamahan, lamahina, mahalany, mahalina, manilaha, mihalana, mihalàna, namalahy, nilamaha |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |